Valisoa Rakotomanana

Videographer & Graphic Designer based in Madagascar

Valisoa Rakotomanana

Videografia & fikirakirana sary

Inona avy ny servisy atolotray

Sary sy feo

Manan-danja ny fananana tahirin-tsary, na tahirim-peo an’ireo tranga misongadina eo amin’ny fiainana (fanambadiana, fahavitana fianarana, seho an-tsehatra), na ihany koa fampahafantarana ny orinasanao na ny entana amidinao mba hanintonana mpanjafa bebe kokoa.

Graphic Design

Fikirakirana sary

Manao ireo asa rehetra manodidina ny fikirakirana sary izahay. Doka an-tsary, peta-drindrina, sary famantarana, boky.

Tranonkala

Afaka manampy anao izahay na ny orinasanao ho fantatra maneran-tany ny fananana tranonkala mifanaraka amin’ny asa ataonao.

Raha hifampiresaka aminay

Raha maniry ny hifandray aminay, sorato eto ambany ny hafatrao. Faly izahay hamaly izany.